plt_tq/act/06/02.md

12 lines
368 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nisafidy ieo olona fito hiahy ny raharaha fizaran-tsakafo?
Ireo mpianatra (rahalahy) no nisafidy ireo olona fito.
# Inona no fepetra takiana mba ho voafidy ho isan'ireo olona fito?
Tokony ho tsara laza ireo olona fito, ary fenon'ny Fanahy sy fahendrena.
# Hanohy amin'ny inona ireo apostoly?
Hanohy amin'ny vavaka sy asa fanompoan'ny Teny ireo apostoly.