# Iza no nisafidy ieo olona fito hiahy ny raharaha fizaran-tsakafo? Ireo mpianatra (rahalahy) no nisafidy ireo olona fito. # Inona no fepetra takiana mba ho voafidy ho isan'ireo olona fito? Tokony ho tsara laza ireo olona fito, ary fenon'ny Fanahy sy fahendrena. # Hanohy amin'ny inona ireo apostoly? Hanohy amin'ny vavaka sy asa fanompoan'ny Teny ireo apostoly.