plt_tq/act/05/09.md

8 lines
275 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fitsaran'Andriamanitra nihatra tamin'i Safira?
Novonoin'Andriamanitra i Safira.
# Inona no fihetsiky ny fiangonana sy ireo rehetra nahare momba an'i Ananiasy sy Safira?
Tahotra lehibe no nanenika ny fiangonana sy ireo izay nandre ny amin'i Ananiasy sy Safira.