# Inona no fitsaran'Andriamanitra nihatra tamin'i Safira? Novonoin'Andriamanitra i Safira. # Inona no fihetsiky ny fiangonana sy ireo rehetra nahare momba an'i Ananiasy sy Safira? Tahotra lehibe no nanenika ny fiangonana sy ireo izay nandre ny amin'i Ananiasy sy Safira.