plt_tq/act/04/29.md

8 lines
422 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nangatahin'ireo mpino tamin'Andriamanitra ho setrin'ny fampitandreman'ireo mpitarika Jiosy?
Nangataka fahasahiana hilaza ny teny, ary famantarana sy fahagagana mba hatao amin'ny anaran'i Jesosy ireo mpino.
# Inona no niseho rehefa avy nivavaka ireo mpino?
Rehefa avy nivavaka ireo mpino, dia nihovitrovitra ny toerana niangonan'izy ireo, feno ny Fanahy Masina izy ireo, ary nanambara ny teny amin-kasahiana.