# Inona no nangatahin'ireo mpino tamin'Andriamanitra ho setrin'ny fampitandreman'ireo mpitarika Jiosy? Nangataka fahasahiana hilaza ny teny, ary famantarana sy fahagagana mba hatao amin'ny anaran'i Jesosy ireo mpino. # Inona no niseho rehefa avy nivavaka ireo mpino? Rehefa avy nivavaka ireo mpino, dia nihovitrovitra ny toerana niangonan'izy ireo, feno ny Fanahy Masina izy ireo, ary nanambara ny teny amin-kasahiana.