plt_tq/act/02/29.md

8 lines
411 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fampanantenana nataon'Andriamanitra tamin'i Davida Mpanjaka mahakasika ireo taranany?
Nampanantenain'Andriamanitra tamin'i Davida fa hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana ny iray amin'ny taranany.
# Ao amin'ny Testamenta Taloha, inona no naminanian'i Davida Mpanjaka momba ilay Iray Masin'Andriamanitra?
Nambaran'i Davida Mpanjaka fa tsy hamela ny Iray Masiny hahita ny fahalovana Andriamanitra.