# Inona no fampanantenana nataon'Andriamanitra tamin'i Davida Mpanjaka mahakasika ireo taranany? Nampanantenain'Andriamanitra tamin'i Davida fa hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana ny iray amin'ny taranany. # Ao amin'ny Testamenta Taloha, inona no naminanian'i Davida Mpanjaka momba ilay Iray Masin'Andriamanitra? Nambaran'i Davida Mpanjaka fa tsy hamela ny Iray Masiny hahita ny fahalovana Andriamanitra.