plt_tq/act/02/05.md

8 lines
352 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Tany Jerosalema tamin'io fotoana io, avy aiza ireo olon'Andriamanitra Jiosy?
Nisy olon'Andriamanitra Jiosy avy tany amin'ny firenena rehetra ambanin'ny lanitra tany.
# Nahoana no sahiran-tsaina ireo vahoaka rehefa nandre ireo mpianatra niteny?
Sahiran-tsaina ireo vahoaka satria samy nandre azy ireo niteny tamin'ny fiteniny avy ny olon-drehetra.