# Tany Jerosalema tamin'io fotoana io, avy aiza ireo olon'Andriamanitra Jiosy? Nisy olon'Andriamanitra Jiosy avy tany amin'ny firenena rehetra ambanin'ny lanitra tany. # Nahoana no sahiran-tsaina ireo vahoaka rehefa nandre ireo mpianatra niteny? Sahiran-tsaina ireo vahoaka satria samy nandre azy ireo niteny tamin'ny fiteniny avy ny olon-drehetra.