plt_tq/2ti/04/06.md

8 lines
326 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Fotoana inona amin'ny fiainany no nolazain'i Paoly fa ho tonga ankehitriny?
Nilaza i Paoly fa efa tonga ny fotoana hialany.
# Inona no fanomezana nolazain'i Paoly ho raisin'ireo rehetra izay tia ny fisehoan'i Kristy?
Nillaza i Paoly fa ireo izay tia ny fisehoan'i Kristy dia handray ny satro-boninahitry ny fahamarinana.