# Fotoana inona amin'ny fiainany no nolazain'i Paoly fa ho tonga ankehitriny? Nilaza i Paoly fa efa tonga ny fotoana hialany. # Inona no fanomezana nolazain'i Paoly ho raisin'ireo rehetra izay tia ny fisehoan'i Kristy? Nillaza i Paoly fa ireo izay tia ny fisehoan'i Kristy dia handray ny satro-boninahitry ny fahamarinana.