plt_tq/2ti/03/10.md

16 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ankoatran'ireo mpampianatra diso, dia iza koa no narahan'i Timoty?
Nanaraka an'i Paoly i Timoty.
# Inona no namonjen'i Paoly?
Namonjy an'i Paoly tamin'ny fanenjehana ny Tompo.
# Inona no nolazain'i Paoly fa hiseho amin'ireo izay maniry ny hiaina amin'ny fomba araka an'Andriamanitra?
Nilaza i Paoly fa ho henjehina ireo izay maniry ny hiaina amin'ny fomba araka an'Andrimanitra.
# Inona ho lasa ratsy any amin'ny andro farany?
Ireo olon-dratsy sy mpisandoka no ho any amin'ny ratsy kokoa amin'ny andro farany.