# Ankoatran'ireo mpampianatra diso, dia iza koa no narahan'i Timoty? Nanaraka an'i Paoly i Timoty. # Inona no namonjen'i Paoly? Namonjy an'i Paoly tamin'ny fanenjehana ny Tompo. # Inona no nolazain'i Paoly fa hiseho amin'ireo izay maniry ny hiaina amin'ny fomba araka an'Andriamanitra? Nilaza i Paoly fa ho henjehina ireo izay maniry ny hiaina amin'ny fomba araka an'Andrimanitra. # Inona ho lasa ratsy any amin'ny andro farany? Ireo olon-dratsy sy mpisandoka no ho any amin'ny ratsy kokoa amin'ny andro farany.