plt_tq/2ti/02/08.md

12 lines
493 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Toy ny nanoratany an'i Timoty, dia toe-javatra toy ny ahoana no nampahory an'i Paoly tamin'ny fitoriany ny tenin'Andriamanitra?
Nijaly tamin'ny famatorana toy ny mpamono i Poaly olona.
# Inona no nolazain'i Paoly fa tsy vaofatotra?
Ny tenin'Andriamanitra dia tsy voafatotra.
# Nahoana no niaritra ireo zavatra rehetra ireo i Paoly?
Niaritra ireo zavatra rehetra ireo i Paoly ho an'ireo voafidin'Andriamanitra, mba hahafahan'izy ireo mandray ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy.