# Toy ny nanoratany an'i Timoty, dia toe-javatra toy ny ahoana no nampahory an'i Paoly tamin'ny fitoriany ny tenin'Andriamanitra? Nijaly tamin'ny famatorana toy ny mpamono i Poaly olona. # Inona no nolazain'i Paoly fa tsy vaofatotra? Ny tenin'Andriamanitra dia tsy voafatotra. # Nahoana no niaritra ireo zavatra rehetra ireo i Paoly? Niaritra ireo zavatra rehetra ireo i Paoly ho an'ireo voafidin'Andriamanitra, mba hahafahan'izy ireo mandray ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy.