plt_tq/2ti/01/03.md

8 lines
271 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Oviana i Paoly no nahatsiaro ny vavak'i Timoty, inona no nirian'i Paoly hatao?
Naniry ny hahita an'i Timoty i Paoly.
# Iza ihany koa no nanana finoana marina tao amin'ny ankohonan'i Timoty talohan'i Timoty?
Ny reniben'i Timoty sy ny reniny no nanana finoana marina.