# Oviana i Paoly no nahatsiaro ny vavak'i Timoty, inona no nirian'i Paoly hatao? Naniry ny hahita an'i Timoty i Paoly. # Iza ihany koa no nanana finoana marina tao amin'ny ankohonan'i Timoty talohan'i Timoty? Ny reniben'i Timoty sy ny reniny no nanana finoana marina.