plt_tq/2sa/19/26.md

8 lines
360 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no antony nomen'i Mefiboseta rehefa nanontany azy ny mpanjaka hoe: "Nahoana ianao no hiaraka amiko, ry Mefiboseta?"
Nilaza tamin'ny mpanjaka i Mefiboseta fa namitaka azy ny mpanompony, dia i Ziba.
# Inona ihany koa no nolazain'i Mefiboseta fa nataon'i Ziba taminy?
Nolazain'i Mefiboseta fa nanendrikendrika an'i Mefiboseta tamin'ny mpanjaka i Ziba.