# Inona no antony nomen'i Mefiboseta rehefa nanontany azy ny mpanjaka hoe: "Nahoana ianao no hiaraka amiko, ry Mefiboseta?" Nilaza tamin'ny mpanjaka i Mefiboseta fa namitaka azy ny mpanompony, dia i Ziba. # Inona ihany koa no nolazain'i Mefiboseta fa nataon'i Ziba taminy? Nolazain'i Mefiboseta fa nanendrikendrika an'i Mefiboseta tamin'ny mpanjaka i Ziba.