plt_tq/2sa/18/09.md

8 lines
375 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahazo an'i Absaloma rehefa nankao ambany sampana matevin'ny hazo terebinta lehibe ny ampondrany?
Tavela nikiraviravy i Absaloma ary voahazona tao amin'ny rantsan'ny hazo ny lohany.
# Nahoana no tezitra i Joaba rehefa nilazana momba an'i Absaloma izy?
Tezitra i Joaba satria tsy namely azy hianjera amin'ny tany ny miaramila izay nitatitra momba an'i Absaloma.