# Inona no nahazo an'i Absaloma rehefa nankao ambany sampana matevin'ny hazo terebinta lehibe ny ampondrany? Tavela nikiraviravy i Absaloma ary voahazona tao amin'ny rantsan'ny hazo ny lohany. # Nahoana no tezitra i Joaba rehefa nilazana momba an'i Absaloma izy? Tezitra i Joaba satria tsy namely azy hianjera amin'ny tany ny miaramila izay nitatitra momba an'i Absaloma.