plt_tq/2sa/14/32.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tian'i Absaloma mba hataon'i Joaba?
Tian'i Absaloma mba handeha any amin'ny mpanjaka i Joaba ary mba hilaza amin'ny mpanjaka fa te hahita ny tavan'ny mpanjaka i Absaloma.
# Inona no nataon'ny mpanjaka rehefa niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka i Absaloma?
Nanoroka an'i Absaloma ny mpanjaka.