# Inona no tian'i Absaloma mba hataon'i Joaba? Tian'i Absaloma mba handeha any amin'ny mpanjaka i Joaba ary mba hilaza amin'ny mpanjaka fa te hahita ny tavan'ny mpanjaka i Absaloma. # Inona no nataon'ny mpanjaka rehefa niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka i Absaloma? Nanoroka an'i Absaloma ny mpanjaka.