plt_tq/2sa/12/04.md

8 lines
535 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nataon'ilay lehilahy mpanan-karena inona ilay lehilahy mahantra sy ny ondrivaviny?
Rehefa nisy mpitsidika tonga tao amin'ilay lehilahy manan-karena, dia nalain'ilay lehilahy manan-karena ilay ondrivavin'ilay lehilahy mahantra ary nandrahoany ho an'ny mpamangy azy izany.
# Inona no fihetsik'i Davida rehefa nandre ny tantaran'i Natana momba ilay lehilahy manan-karena sy ilay lehilahy nahantra izy?
Nirehitry ny hatezerana tamin'ilay lehilahy manan-karena i Davida ary nilaza fa mendrika ny hovonoina ilay lehilahy manan-karena.