# Nataon'ilay lehilahy mpanan-karena inona ilay lehilahy mahantra sy ny ondrivaviny? Rehefa nisy mpitsidika tonga tao amin'ilay lehilahy manan-karena, dia nalain'ilay lehilahy manan-karena ilay ondrivavin'ilay lehilahy mahantra ary nandrahoany ho an'ny mpamangy azy izany. # Inona no fihetsik'i Davida rehefa nandre ny tantaran'i Natana momba ilay lehilahy manan-karena sy ilay lehilahy nahantra izy? Nirehitry ny hatezerana tamin'ilay lehilahy manan-karena i Davida ary nilaza fa mendrika ny hovonoina ilay lehilahy manan-karena.