plt_tq/2sa/10/04.md

4 lines
256 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nataon'i Hanona inona ireo mpanompo izay nirahin'i Davida tany amin'i Hanona?
Nosamborin'i Hanona ireo mpanompon'i Davida, noharatany ny antsasaky ny volombavan'izy ireo, notapahiny hatreny amin'ny foto-peny ny akanjon'izy ireo, ary noroahiny izy ireo.