# Nataon'i Hanona inona ireo mpanompo izay nirahin'i Davida tany amin'i Hanona? Nosamborin'i Hanona ireo mpanompon'i Davida, noharatany ny antsasaky ny volombavan'izy ireo, notapahiny hatreny amin'ny foto-peny ny akanjon'izy ireo, ary noroahiny izy ireo.