plt_tq/2sa/06/16.md

8 lines
469 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no navalin'i Mikala rehefa nahita an'i Davida mpanjaka nitsambikimbikina sy nandihy teo anatrehan'i Yaveh izy?
Rehefa nahita an'i Davida mpanjaka nitsambikimbikina sy nandihy teo anatrehan'i Yaveh i Mikala, dia nanao tsinontsinona an'i Davia tao am-pony izy.
# Rehefa avy napetraka tamin'ny toerany ny fiaran'Andriamanitra, dia fanatitra inona no nataon'i Davida ho an'i Yaveh?
Nanolotra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan'i Yaveh i Davida.