# Inona no navalin'i Mikala rehefa nahita an'i Davida mpanjaka nitsambikimbikina sy nandihy teo anatrehan'i Yaveh izy? Rehefa nahita an'i Davida mpanjaka nitsambikimbikina sy nandihy teo anatrehan'i Yaveh i Mikala, dia nanao tsinontsinona an'i Davia tao am-pony izy. # Rehefa avy napetraka tamin'ny toerany ny fiaran'Andriamanitra, dia fanatitra inona no nataon'i Davida ho an'i Yaveh? Nanolotra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan'i Yaveh i Davida.