plt_tq/2sa/05/19.md

8 lines
415 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'i Davida ho valin'ny fanontanian'i Davida hoe: "Tokony hanafika ireo Filistina ve aho? Hanome fandresena amin'izy ireo ve Ianao?"
Hoy Yaveh tamin'i Davida hoe: "Manafiha, fa hanome fandresena ho anareo eo amin'ireo Filistina tokoa Aho."
# Taiza no nanafihan'i Davida ireo Filistina ary inona vokatr'izany?
Nanafika tao Bala-Perazima i Davida, ary tao nandreseny ireo Filistina.