# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'i Davida ho valin'ny fanontanian'i Davida hoe: "Tokony hanafika ireo Filistina ve aho? Hanome fandresena amin'izy ireo ve Ianao?" Hoy Yaveh tamin'i Davida hoe: "Manafiha, fa hanome fandresena ho anareo eo amin'ireo Filistina tokoa Aho." # Taiza no nanafihan'i Davida ireo Filistina ary inona vokatr'izany? Nanafika tao Bala-Perazima i Davida, ary tao nandreseny ireo Filistina.