forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
571 B
Markdown
12 lines
571 B
Markdown
|
# Ahoana no namalian'i Yaveh an'i Davida rehefa nanontany Azy Davida hoe: "Tokony hiakatra any amin'ny iray amin'ireo tanànan'i Joda ve aho?"
|
||
|
|
||
|
Namaly an'i Davida i Yaveh hoe: "Miakàra." rehefa nanontany Azy Davida.
|
||
|
|
||
|
# Tanàna aiza no nolazain'i Yaveh handehanan'i Davida?
|
||
|
|
||
|
Nolazain'i Davida mba handeha any Hebrona Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Iza no niakatra niaraka tamin'i Davida ho any Hebrona?
|
||
|
|
||
|
Niakatra niaraka tamin'ireo vadiny roa tany Hebrona i Davida, dia i Ahinoama sy Abigaila. Nitondra ireo olona izay niaraka taminy, izay samy nitondra ny fianakaviany avy ihany koa Davida.
|