# Ahoana no namalian'i Yaveh an'i Davida rehefa nanontany Azy Davida hoe: "Tokony hiakatra any amin'ny iray amin'ireo tanànan'i Joda ve aho?" Namaly an'i Davida i Yaveh hoe: "Miakàra." rehefa nanontany Azy Davida. # Tanàna aiza no nolazain'i Yaveh handehanan'i Davida? Nolazain'i Davida mba handeha any Hebrona Yaveh. # Iza no niakatra niaraka tamin'i Davida ho any Hebrona? Niakatra niaraka tamin'ireo vadiny roa tany Hebrona i Davida, dia i Ahinoama sy Abigaila. Nitondra ireo olona izay niaraka taminy, izay samy nitondra ny fianakaviany avy ihany koa Davida.