plt_tq/2pe/02/01.md

12 lines
451 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no entin'ireo mpampianatra sandoka mangingina amin'ireo mpino?
Ireo mpampianatra sandoka dia hitondra sain-diso mamotika ary handà ny tompo izay nitondra azy ireo.
# Inona no ho tonga amin'ireo mpampianatra sandoka?
Fahapotehana faingana sy fanamelohana no ho tonga amin'ireo mpampianatra sandoka.
# Hanao inona amin'ny teny mamitaka ireo mpampianatra sandoka?
Ireo mpampianatra sandoka dia hanararaotra amin'ny fieremana ireo rahalahy.