# Inona no entin'ireo mpampianatra sandoka mangingina amin'ireo mpino? Ireo mpampianatra sandoka dia hitondra sain-diso mamotika ary handà ny tompo izay nitondra azy ireo. # Inona no ho tonga amin'ireo mpampianatra sandoka? Fahapotehana faingana sy fanamelohana no ho tonga amin'ireo mpampianatra sandoka. # Hanao inona amin'ny teny mamitaka ireo mpampianatra sandoka? Ireo mpampianatra sandoka dia hanararaotra amin'ny fieremana ireo rahalahy.