plt_tq/2co/11/07.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no nitorian'i Paoly ny filazantsara tamin'ireo Korintiana?
Nitory ny filazantsara maimaimpoana tamin'ireo Korintiana i Paoly.
# Ahoana no "nandroban'i Paoly" an'ireo fiangonana hafa?
Izy dia "nandroba" ireo tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin'izy ireo mba afahany manompo an'ireo Korintiana.