# Ahoana no nitorian'i Paoly ny filazantsara tamin'ireo Korintiana? Nitory ny filazantsara maimaimpoana tamin'ireo Korintiana i Paoly. # Ahoana no "nandroban'i Paoly" an'ireo fiangonana hafa? Izy dia "nandroba" ireo tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin'izy ireo mba afahany manompo an'ireo Korintiana.