plt_tq/2co/05/20.md

8 lines
404 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Araka ny voatondro ho mpisolo-tena an'i Kristy, inona no fangatahan'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy tamin'ireo Korintiana?
Ny fangatahan'izy ireo tamin'ireo Korintiana dia ny mba hihavana amin'Andriamanitra nohon'ny amin'i Kristy!
# Nahoana Andriamanitra no nanao sorona an'i Kristy ho an'ny fahotantsika?
Nanao izany Andriamanitra mba ho tonga fahamarinan'Andriamanitra ao amin'i Kristy isika.