# Araka ny voatondro ho mpisolo-tena an'i Kristy, inona no fangatahan'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy tamin'ireo Korintiana? Ny fangatahan'izy ireo tamin'ireo Korintiana dia ny mba hihavana amin'Andriamanitra nohon'ny amin'i Kristy! # Nahoana Andriamanitra no nanao sorona an'i Kristy ho an'ny fahotantsika? Nanao izany Andriamanitra mba ho tonga fahamarinan'Andriamanitra ao amin'i Kristy isika.