plt_tq/2co/05/04.md

8 lines
370 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana i Paoly no nilaza fa misento isika raha mbola ao amin'ity trano-lay ity?
Nilaza izany Paoly satria raha mbola ao amin'ny lay, dia mavesatr'entana sy mila miankanjo isika, ka mba ho atelin'ny fiainana izay mety maty.
# Inona no nomen'Andriamanitra antsika atao antoka ny amin'izay ho avy?
Andriamanitra nanome ny fiainana antsika ho antoka amin'izay ho avy.