# Nahoana i Paoly no nilaza fa misento isika raha mbola ao amin'ity trano-lay ity? Nilaza izany Paoly satria raha mbola ao amin'ny lay, dia mavesatr'entana sy mila miankanjo isika, ka mba ho atelin'ny fiainana izay mety maty. # Inona no nomen'Andriamanitra antsika atao antoka ny amin'izay ho avy? Andriamanitra nanome ny fiainana antsika ho antoka amin'izay ho avy.