plt_tq/2co/01/23.md

8 lines
352 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana Paoly no tsy tonga tao Korinto?
Tsy tonga tao Korinto izy mba hamindrany fo azy ireo.
# Inona no nolazain'i Paoly fa nataony sy tsy nataon'izy sy Timoty tamin'ny fiangonana Korintiana?
Nilaza Paoly fa izy ireo dia tsy niezaka hifehy izay tokony ho finoan'izy ireo, fa niara-niasa tamin'ny fiangonana Korintiana tamin'ny fifalian'izy ireo.