# Nahoana Paoly no tsy tonga tao Korinto? Tsy tonga tao Korinto izy mba hamindrany fo azy ireo. # Inona no nolazain'i Paoly fa nataony sy tsy nataon'izy sy Timoty tamin'ny fiangonana Korintiana? Nilaza Paoly fa izy ireo dia tsy niezaka hifehy izay tokony ho finoan'izy ireo, fa niara-niasa tamin'ny fiangonana Korintiana tamin'ny fifalian'izy ireo.