plt_tq/2ch/36/05.md

12 lines
478 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no karazana fitondrana an'i Joiakima tamin'ny iraika ambin'ny folo taonan'ny fanjakany?
Joiakima dia ratsy teo imason'i Yaveh.
# Inona no nataon'i Nebokadnezara mpanjakan'ny Babilona tamin'ny mpanjakan'ny Joda?
Nanafika azy izy, namatotra azy tamin'ny rojo, ary naka azy ho any Babilona.
# Inona no nataon'i Nebokadnezara tamin'ny tranon'i Yaveh?
Nentiny ny sasany tamin'ireo fanaka tao an-tranon'i Yaveh nankany Babilona, ary nametraka ireo tamin'ny toerany izy.