# Inona no karazana fitondrana an'i Joiakima tamin'ny iraika ambin'ny folo taonan'ny fanjakany? Joiakima dia ratsy teo imason'i Yaveh. # Inona no nataon'i Nebokadnezara mpanjakan'ny Babilona tamin'ny mpanjakan'ny Joda? Nanafika azy izy, namatotra azy tamin'ny rojo, ary naka azy ho any Babilona. # Inona no nataon'i Nebokadnezara tamin'ny tranon'i Yaveh? Nentiny ny sasany tamin'ireo fanaka tao an-tranon'i Yaveh nankany Babilona, ary nametraka ireo tamin'ny toerany izy.