plt_tq/2ch/32/20.md

8 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no navalin'i Yaveh rehefa nivavaka sy niantso mafy tany an-danitra i Hezekia sy Izaia?
Nandefa anjely izy, hamono ireo lehilahy mpiady ary ireo manam-pahefana.
# Inona no nitranga tamin'i Sankeriba taorian'ireo anjely namono ny tafiny?
Niverina tamin-kenatra tany an-taniny i Sankeriba, tany no namonan'ny zanany azy.