# Ahoana no navalin'i Yaveh rehefa nivavaka sy niantso mafy tany an-danitra i Hezekia sy Izaia? Nandefa anjely izy, hamono ireo lehilahy mpiady ary ireo manam-pahefana. # Inona no nitranga tamin'i Sankeriba taorian'ireo anjely namono ny tafiny? Niverina tamin-kenatra tany an-taniny i Sankeriba, tany no namonan'ny zanany azy.