plt_tq/2ch/31/06.md

12 lines
596 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ireo vahoakan'ny tanànan'ny Joda mahakasika ny didy?
Ny vahoaka tao an-tanànan'ny Joda dia nitondra ampahafolon'ny omby, ondry, ary ny amapahafolon'ireo zavatra izay namasinina tamin'i Yaveh, napetraka ho atotan-javatra ireo.
# Inona ny volana izay nametrahan'ny olona ny korotan-javatra?
Ny fanombohan'ny volana fahatelono nametrahan'ny olona ireo atotan-javatra ary ny nofaranana ny aton-javatra tamin'ny volana fahafito.
# Iza no nisaotra an'i Yaveh sy ireo olona rehefa nahita ny atotan-javatra izy ireo?
Hezekia sy ireo mpitarika no nisaotra an'i Yaveh sy ny olona.