# Inona no nataon'ireo vahoakan'ny tanĂ nan'ny Joda mahakasika ny didy? Ny vahoaka tao an-tanĂ nan'ny Joda dia nitondra ampahafolon'ny omby, ondry, ary ny amapahafolon'ireo zavatra izay namasinina tamin'i Yaveh, napetraka ho atotan-javatra ireo. # Inona ny volana izay nametrahan'ny olona ny korotan-javatra? Ny fanombohan'ny volana fahatelono nametrahan'ny olona ireo atotan-javatra ary ny nofaranana ny aton-javatra tamin'ny volana fahafito. # Iza no nisaotra an'i Yaveh sy ireo olona rehefa nahita ny atotan-javatra izy ireo? Hezekia sy ireo mpitarika no nisaotra an'i Yaveh sy ny olona.